<-
->

Heb 11:29 By faith they passed through the Red sea as by dry land: which the Egyptians assaying to do were drowned. Finoana no nitana ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina, izay mba nandraman' ny Egyptiana, ka dia voatelina izy. Ny finoana no nitàn' izy ireo ny ranomasina Mena, toy ny mandeha an-tanety; nony mba nanaraka kosa ny tera-tany Ejipsiana, dia nosaforan' ny rano. Par la foi, ils traversèrent la mer Rouge comme une terre sèche, tandis que les Égyptiens, ayant essayé le passage, furent engloutis.