<-
->

Heb 11:8 By faith Abraham, when he was called to go out into a place which he should after receive for an inheritance, obeyed; and he went out, not knowing whither he went. Finoana no naneken' i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin' izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany. Ny finoana no naneken' i Abrahama ny fiantsoan' Andriamanitra azy, handeha ho any amin' ny tany izay horaisiny ho lova, ka niainga izy nefa tsy fantany akory izay halehany. Par la foi, Abraham obéit à l' appel de partir vers un pays qu' il devait recevoir en héritage, et il partit ne sachant où il allait.