<-
->

Jak / Jk 2:25 Likewise also was not Rahab the harlot justified by works, when she had received the messengers, and had sent them out another way? Ary toy izany koa Rahaba janga, tsy nohamarinina tamin' ny asa va izy tamin' ny nandraisany ireny iraka ireny sy ny nampandehanany azy tamin' ny lalan-kafa? Toy izany koa Rahaba, vehivavy janga; moa tsy nohamarinina tamin' ny asa va izy, dia tamin' ny nandraisany an' ireo irak' i Josoe, sy nampandehanany azy tamin' ny làlan-kafa? De même, Rahab, la prostituée, n' est-ce pas par les oeuvres qu' elle fut justifiée quand elle reçut les messagers et les fit partir par un autre chemin ?