<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 1:17 | And |
Ary Joda nandeha niaraka tamin' i Simeona rahalahiny, dia namely ny Kananita, izay nonina tany Zefata, ka nataony ringana ireo, ary ny anaran' ny tanàna nataony hoe Horma. | Dia niainga nandeha indray Jodà, nomban' i Simeona rahalahiny, ka nandresy ny Kananeana nonina tany Sefaata; nataony anatema ny tanàna, ka Horma no niantsoana azy. | Puis |