<-
->

Mts / Mpits 1:33 Neither did Naphtali drive out the inhabitants of Bethshemesh, nor the inhabitants of Bethanath; but he dwelt among the Canaanites, the inhabitants of the land: nevertheless the inhabitants of Bethshemesh and of Bethanath became tributaries unto them. Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin' ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata. Neftalì tsy nandroaka ny mponinta tao Beti-Samesy na ny mponina tao Beti-Anata, ka nonina teo amin' ny Kananeana tompon-tany izy, nefa nandoa hetra taminy ny mponina tao Beti-Samesy sy Beti-Anata. Nephtali ne déposséda pas les habitants de Bet-Shémesh, ni ceux de Bet-Anat, et il habita au milieu des Cananéens qui habitaient le pays, mais les habitants de Bet-Shémesh et de Bet-Anat furent astreints par lui à la corvée.