<-
->

Mts / Mpits 10:12 The Zidonians also, and the Amalekites, and the Maonites, did oppress you; and ye cried to me, and I delivered you out of their hand. Ary nampahory anareo koa ny Sidoniana sy ny Amalekita ary ny Maonita, ka nitaraina tamiko ianareo, dia novonjeko tamin' ny tànany. Raha nampahorian' ny Sidoniana sy Amaleka ary Mahona koa hianareo, ka nitaraina tamiko, moa tsy efa namonjy anareo tamin' ny tànany va aho? quand les Sidoniens, Amaleq et Madiân vous opprimaient et que vous avez crié vers moi, ne vous ai-je pas sauvés de leurs mains ?