<-
->

Mts / Mpits 10:15 And the children of Israel said unto the Lord, We have sinned: do thou unto us whatsoever seemeth good unto thee; deliver us only, we pray thee, this day. Ary hoy ny Zanak' Isiraely tamin' i Jehovah: Efa nanota izahay; ataovy aminay izay rehetra sitrakao; kanefa mba vonjeo ihany izahay anio. Dia hoy ny zanak' Israely tamin' ny Tompo: Efa nanota izahay, ka ataovy aminay izay heverinao ho mety. Kanefa mba afaho aloha izahay amin' ity andro ity. Les Israélites répondirent à Yahvé : " Nous avons péché! Agis envers nous comme il te semblera bon, seulement, aujourd' hui délivre-nous! "