<-
->

Mts / Mpits 10:18 And the people and princes of Gilead said one to another, What man is he that will begin to fight against the children of Ammon? he shall be head over all the inhabitants of Gilead. Dia nifampiera ny olona, dia ireo andrianan' i Gileada, hoe: Iza no lehilahy handeha voalohany hiady amin' ny taranak' i Amona? dia ho lohany amin' ny mponina rehetra any Gileada izy. Dia nifampilaza ny vahoaka, ny lehiben' i Galaada, nanao hoe: Iza no lehilahy hanomboka ady voalohany amin' ny taranak' i Amona? Dia izy no ho filohan' ny mponina rehetra amin' i Galaada. Alors le peuple, les chefs de Galaad, se dirent les uns aux autres : " Quel est l' homme qui entreprendra d' attaquer les fils d' Ammon ? Celui-là sera le chef de tous les habitants de Galaad. "