<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 10:8 | And that year they vexed and oppressed the children of |
Ary nampahory sy nanorotoro ny Zanak' Isiraely ireo tamin' izany taona izany: valo ambin' ny folo taona no nampahoriany ny Zanak' Isiraely rehetra, izay tany an-dafin' i Jordana, tany amin' ny tanin' ny Amorita any Gileada. | Nampahorian' ireo sy notorotoroin' ireo tamin' izany ny zanak' Israely; ary nampahoriany valo ambin' ny folo taona ny zanak' Israely rehetra, izay nonina tany an-dafin i Jordany amin' ny tanin' ny Amoreana, any Galaada. | Ceux-ci |