<-
->

Mts / Mpits 11:18 Then they went along through the wilderness, and compassed the land of Edom, and the land of Moab, and came by the east side of the land of Moab, and pitched on the other side of Arnon, but came not within the border of Moab: for Arnon was the border of Moab. Dia nandeha nitety ny efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan' i Moaba, ka nitoby teo an-dafin' i Arnona, fa tsy niditra teo anatin' ny faritanin' i Moaba; fa Arnona no fari-tanin' i Moaba. Rahefa izany, namaky ny efitra izy, ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga tany atsinanan' ny tany Moaba. Dia nitoby tany an-dafin' i Arnona izy ireo fa tsy nandroso tamin' ny faritr' i Moaba, fa i Arnona no faritr' i Moaba. puis, s' avançant dans le désert, il contourna le pays d'Édom et celui de Moab et parvint à l' orient du pays de Moab. Le peuple campa au-delà de l' Arnon, et il n' entra pas dans le territoire de Moab, car l' Arnon est la frontière de Moab.