<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 11:29 | Then the Spirit of the |
Ary tonga tao amin' i Jefta ny Fanahin' i Jehovah, dia nandeha nitety an' i Gileada sy Manase izy; ka dia nitety an' i Mizpa any Gileada koa izy ka niala tany Mizpa any Gileada, dia nandroso nankany amin' ny taranak' i Amona. | Dia tonga tamin' i Jefte ny Fanahin' ny Tompo, ka nandeha namaky an' i Galaada sy Manase izy, ary tonga hatrany Masfà, any Galaada: ary avy ao Masfà any Galaada dia nandroso hamely ny taranak' i Amona. | L' esprit de |