<-
->

Mts / Mpits 11:35 And it came to pass, when he saw her, that he rent his clothes, and said, Alas, my daughter! thou hast brought me very low, and thou art one of them that trouble me: for I have opened my mouth unto the Lord, and I cannot go back. Koa rehefa nahita azy Jefta, dia nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Indrisy, ry zanako-vavy! Efa nampitanondrika ahy indrindra ianao, ary ianao no tonga nampidi-doza tamiko; fa izaho efa niloa-bava tamin' i Jehovah, ka tsy azoko afody intsony. Vao nahita azy Jefte dia nandriatra ny fitafiany, ka nanao hoe: Adray, anaka, mahaketraka ahy hianao ary anisan' izay mahavery hevitra ahy, fa efa niloa-bava tamin' ny Tompo aho, ka tsy afa-mifody intsony. Dès qu' il l' eut aperçue, il déchira ses vêtements et s'écria : " Ah! ma fille, vraiment tu m' accables! Tu es de ceux qui font mon malheur! Je me suis engagé, moi, devant Yahvé, et ne puis revenir en arrière. "