<-
->

Mts / Mpits 16:12 Delilah therefore took new ropes, and bound him therewith, and said unto him, The Philistines be upon thee, Samson. And there were liers in wait abiding in the chamber. And he brake them from off his arms like a thread. Dia naka mahazaka vaovao Delila, ka namatorany azy, dia hoy izy taminy: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Ary nisy mpanotrika nitoetra tao an' efi-trano. Dia notosan' i Samsona ho afaka amin' ny sandriny ireny tahaka ny fahamaiton' ny taretra. Koa nalain' i Dalilà ny mahazaka vaovao namatorany azy, dia hoy izy taminy: Irotsahan' ny Filistina hianao, ry Samsona! Ary efa misy olona manotrika ao an' efitranony. Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny. Alors Dalila prit des cordes neuves, elle s' en servit pour le lier puis lui cria : " Les Philistins sur toi, Samson! " et elle avait des gens embusqués dans sa chambre. Mais il rompit comme un fil les cordes qu' il avait aux bras.