<-
->

Mts / Mpits 16:18 And when Delilah saw that he had told her all his heart, she sent and called for the lords of the Philistines, saying, Come up this once, for he hath shewed me all his heart. Then the lords of the Philistines came up unto her, and brought money in their hand. Ary rehefa hitan' i Delila fa efa nambarany azy ny tao am-pony rehetra, dia naniraka izy nampaka ireo andrianan' ny Filistina nanao hoe: Miakara amin' izao indray mandeha izao, fa efa nambarany ahy ny tao ampony rehetra. Ary ireo andrianan' ny Filistina niakatra ho any aminy nitondra ny vola teny an-tànany. Hitan' i Dalilà fa noborahiny taminy ny tao am-pony rehetra, ka naniraka hiantso ny filohan' ny Filistina izy, sy nampilaza tamin' izy ireo hoe: Miakara amin' izao, fa efa noborahiny tamiko ny tao am-pony rehetra. Dia niakatra ireo filohan' ny Filistina, samy nanao an-tànana ny volany. Dalila comprit alors qu' il lui avait ouvert tout son coeur, elle fit appeler les princes des Philistins et leur dit : " Venez cette fois, car il m' a ouvert tout son coeur. " Et les princes des Philistins vinrent chez elle, l' argent en main.