<-
->

Mts / Mpits 16:21 But the Philistines took him, and put out his eyes, and brought him down to Gaza, and bound him with fetters of brass; and he did grind in the prison house. Dia nisambotra azy ny Filistina ka namotsitra ny masony, dia nitondra azy nidina nankany Gaza ary namatotra azy tamin' ny gadra varahina; ary nitoto vary tao an-trano famatorana izy. Nisambotra azy kosa ny Filistina sy namotsitra ny masony, dia nampidina azy tany Gazà ary namatotra azy amin' ny gadra varahina roa mikambana. Nampiodina ny vato fitotoam-bary tao an-tranomaizina izy. Les Philistins se saisirent de lui, ils lui crevèrent les yeux et le firent descendre à Gaza. Ils l' enchaînèrent avec une double chaîne d' airain et il tournait la meule dans la prison.