<-
->

Mts / Mpits 16:27 Now the house was full of men and women; and all the lords of the Philistines were there; and there were upon the roof about three thousand men and women, that beheld while Samson made sport. Ary feno lehilahy sy vehivavy ny trano, ary tao ireo andrianan' ny Filistina rehetra, ary teo an-tampon-trano koa nisy lehilahy sy vehivavy tokony ho telo arivo, izay finaritra nijery an' i Samsona nanao laolao. Feno lehilahy sy vehivavy ny trano, tao avokoa ireo filohan' ny Filistina; tany ambonin' ny tafo koa nisy olona sahabo ho telo arivo, na lahy na vavy, izay nijery an' i Samsona nandihy. Or l'édifice était rempli d' hommes et de femmes. Il y avait là tous les princes des Philistins et, sur la terrasse, environ trois mille hommes et femmes qui regardaient les jeux de Samson.