<-
->

Mts / Mpits 16:28 And Samson called unto the Lord, and said, O Lord God, remember me, I pray thee, and strengthen me, I pray thee, only this once, O God, that I may be at once avenged of the Philistines for my two eyes. Ary Samsona niantso an' i Jehovah ka nanao hoe: Jehovah Tompo ô, mifona aminao aho, tsarovy aho, ka ampaherezo izao indray mandeha izao monja, ry Andriamanitra ô, hamaliako ny Filistina noho ny anankiray amin' ny masoko roa. Dia niantso an' ny Tompo Samsona ka nanao hoe: Ry Iaveh Tompo ô, mihanta aminao aho, tsarovy re aho, ka omeo hery amin' ity indray mandeha ity monja, ry Andriamanitra ô, mba hamaliako ny Filistina amin' ny indray mitoraka ihany, noho ny amin' ny masoko roa. Samson invoqua Yahvé et il s'écria : " Seigneur Yahvé, je t' en prie, souviens-toi de moi, donne-moi des forces encore cette fois, ô Dieu, et que, d' un seul coup, je me venge des Philistins pour mes deux yeux. "