<-
->

Mts / Mpits 16:30 And Samson said, Let me die with the Philistines. And he bowed himself with all his might; and the house fell upon the lords, and upon all the people that were therein. So the dead which he slew at his death were more than they which he slew in his life. Dia hoy Samsona: Aoka hiara-maty amin' ny Filistina aho. Dia nezahiny mafy, ka dia nianjera tamin' ireo andriana sy ny vahoaka rehetra izay teo ny trano. Ary ny maty izay novonoiny teo amin' ny nahafatesany no be lavitra noho izay novonoiny tamin' ny andro niainany. Ary hoy Samsona hoe: Aoka hiara-maty amin' ny Filistina aho! Sady niezaka mafy niondrika izy, ka nirodana tamin' ny andriana amam-bahoaka rehetra tao ny trano. Ary be no matiny tamin' ny nahafatesany noho ny novonoiny fony fahavelony. et il s'écria : " Que je meure avec les Philistins! " Il poussa de toutes ses forces et l'édifice s'écroula sur les princes et sur tout le peuple qui se trouvait là. Ceux qu' il fit mourir en mourant furent plus nombreux que ceux qu' il avait fait mourir pendant sa vie.