<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 16:31 | Then his brethren and all the house of his father came down, and took him, and brought him up, and buried him between |
Ary nidina ny rahalahiny sy ny mpianakavin-drainy rehetra, dia naka ny fatiny ka nitondra azy niakatra, dia nandevina azy teo anelanelan' i Zora sy Estaola tao amin' ny fasan' i Manoa rainy. Ary izy efa nitsara ny Isiraely roa-polo taona. | Dia nidina ny rahalahiny mbamin' ny mpanakavin-drainy rehetra ka naka azy. Nony tafakatra izy ireo dia nandevina azy tao anelanelan' i Saraà sy Estaola, amin' ny fasan' i Manoe rainy. Roapolo taona no nitsarany an' Israely. | Ses frères et toute la maison de son père descendirent et l' emportèrent. Ils remontèrent et l' ensevelirent entre |