<-
->

Mts / Mpits 16:8 Then the lords of the Philistines brought up to her seven green withs which had not been dried, and she bound him with them. Dia niakatra nankany aminy ireo andrianan' ny Filistina nitondra tady vaovao fito izay tsy mbola maina, dia namatotra azy tamin' ireny ravehivavy. Dia nitondran' ireo filohan' ny Filistina mahazaka fito vaovao, tsy mbola maina, Dalilà, ka nofatorany tamin' ireo izy. Les princes des Philistins apportèrent à Dalila sept cordes d' arc fraîches qu' on n' avait pas encore fait sécher et elle s' en servit pour le lier.