<-
->

Mts / Mpits 18:12 And they went up, and pitched in Kirjathjearim, in Judah: wherefore they called that place Mahanehdan unto this day: behold, it is behind Kirjathjearim. Ary niakatra ireo ka nitoby tany Kiriata-jearima any Joda (izany no nanaovana ny anaran' izany tany izany hoe mandraka androany Mahane-dana; indro, eo andrefan' i Kiriata-jearima izany). Niakatra ireo, dia nitoby tao Kariatiarima any Jodà, izany no niantsoana io tany io mandraka androany hoe: Makane-Dana, ka ao andrefan' i Kariatiarima no misy azy. Ils montèrent camper à Qiryat-Yéarim en Juda. C' est pourquoi, encore aujourd' hui, on nomme cet endroit le Camp de Dan. Il se trouve à l' ouest de Qiryat-Yéarim.