<-
->

Mts / Mpits 18:7 Then the five men departed, and came to Laish, and saw the people that were therein, how they dwelt careless, after the manner of the Zidonians, quiet and secure; and there was no magistrate in the land, that might put them to shame in any thing; and they were far from the Zidonians, and had no business with any man. Dia nandeha izy dimy lahy ka tonga tany Laisy, ary hitany ny olona tao, fa nonina tsy nanana ahiahy tahaka ny fanaon' ny Sidoniana izy, dia nandry fahizay ka tsy nanana ahiahy, sady tsy nisy mpanapaka hampahory azy teo amin' ny tany na amin' inona na amin' inona; ary lavitra ny Sidoniana izy sady tsy nanan-draharaha tamin' olona akory. Nony nandeha izy dimy lahy, ka tonga tany Laïsa dia hitan' izy ireo ny mponina tao amin' izany tanàna izany fa nonina tsy amin' ahiahy, manaraka ny fomban' ny Sidoniana, nandry fahizay tamim-piadanana, ary tsy nisy olona tamin' ny taniny nanam-pahefana nampahory azy, na tamin' inona na tamin' inona; lavitra ny Sidoniana izy, ary tsy nanan-draharaha na tamin' iza na tamin' iza. Les cinq hommes partirent donc et ils arrivèrent à Laïsh. Ils virent que les gens qui l' habitaient vivaient en sécurité, à la manière des Sidoniens, tranquilles et confiants, qu' il n' y avait ni insuffisance ni restriction d' aucune sorte dans le pays, qu' ils étaient éloignés des Sidoniens et sans relations avec les Araméens.