<-
->

Mts / Mpits 2:5 And they called the name of that place Bochim: and they sacrificed there unto the Lord. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe Bokima; ary namono zavatra teo izy hatao fanatitra ho an' i Jehovah. Ka nomeny anarana hoe Bokima izany fitoerana izany, ary nanolotra sorona ho an' ny Tompo teo izy ireo. Ils donnèrent à ce lieu le nom de Bokim et ils offrirent là des sacrifices à Yahvé.