<-
->

Mts / Mpits 2:6 And when Joshua had let the people go, the children of Israel went every man unto his inheritance to possess the land. Ary rehefa nampodin' i Josoa ny vahoaka, dia nandeha ho any amin' ny lovany avy ny Zanak' Isiraely rehetra handova ny tany. Rahefa nampodin' i Josoe ny vahoaka, dia samy nankany amin' ny lovany avy ny zanak' Israely mba haka ny tany. Alors Josué congédia le peuple et les Israélites se rendirent chacun dans son héritage pour occuper le pays.