<-
->

Mts / Mpits 20:11 So all the men of Israel were gathered against the city, knit together as one man. Dia nivory ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely ka efa nikambana tahaka ny olona iray hamely ny tanàna. Toy izany no nivorian' ny lehilahy rehetra amin' Israely, tafakambana toy ny olona iray ihany, hamely ny tanàna. Ainsi s' assemblèrent contre la ville tous les gens d' Israël, unis comme un seul homme.