<-
->

Mts / Mpits 20:12 And the tribes of Israel sent men through all the tribe of Benjamin, saying, What wickedness is this that is done among you? Ary ny firenen' Isiraely dia naniraka olona tany amin' ny firenen' i Benjamina rehetra hanao hoe: Inona izao ratsy natao teto aminareo izao? Naniraka ho any amin' ny fianakavian' i Benjamina rehetra ny fokon' Israely hilaza hoe: Ahoana izany heloka natao tany aminareo izany? Les tribus d' Israël envoyèrent des émissaires dans toute la tribu de Benjamin pour dire : " Quel est ce crime qui a été commis parmi vous ?