<-
->

Mts / Mpits 20:13 Now therefore deliver us the men, the children of Belial, which are in Gibeah, that we may put them to death, and put away evil from Israel. But the children of Benjamin would not hearken to the voice of their brethren the children of Israel. Koa ankehitriny atolory anay ireo olona tena ratsy fanahy avy any Gibea ireo, mba hataonay maty izy, ka hesorinay tsy ho eo amin' ny Isiraely ny ratsy. Fa ny taranak' i Benjamina tsy nety nihaino ny feon' ny Zanak' Isiraely rahalahiny. Koa ankehitriny, atolory anay ireo olona ratsy fanahy ao Gabaà, ireo, hamonoanay azy sy hanesoranay ny ratsy eo afovoan' Israely. Tsy nety nihaino ny feon' ny zanak' Israely rahalahiny anefa ny Benjamita. Maintenant, livrez ces hommes, ces vauriens, qui sont à Gibéa, pour que nous les mettions à mort et que nous fassions disparaître le mal du milieu d' Israël. " Mais les Benjaminites ne voulurent pas écouter leurs frères les Israélites.