<-
->

Mts / Mpits 20:2 And the chief of all the people, even of all the tribes of Israel, presented themselves in the assembly of the people of God, four hundred thousand footmen that drew sword. Ary ny loholona rehetra tamin' ny firenen' Isiraely niseho teo amin' ny fiangonan' ny olon' Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha tongotra sady mahatan-tsabatra. Ary ny filohan' ny vahoaka rehetra, ny fokon' Israely rehetra, niseho teo amin' ny fiangonan' ny vahoakan' Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha an-tongotra mahatan-tsabatra. Les chefs de tout le peuple, toutes les tribus d' Israël assistèrent à l' assemblée du peuple de Dieu, quatre cent mille hommes de pied, sachant tirer l'épée.