<-
->

Mts / Mpits 20:28 And Phinehas, the son of Eleazar, the son of Aaron, stood before it in those days,) saying, Shall I yet again go out to battle against the children of Benjamin my brother, or shall I cease? And the Lord said, Go up; for to morrow I will deliver them into thine hand. ary Finehasa, zanak' i Eleazara, zanak' i Arona, nijanona teo anoloany tamin' izany andro izany) ka nanao hoe: Mbola hivoaka indray va aho hiady amin' ny taranak' i Benjamina rahalahiko, sa hitsahatra? Ary hoy Jehovah: Miakara, fa rahampitso dia hatolotro ho eo an-tananao izy. ary teo anoloany Finea zanak' i Eleazara zanak' i Aarona, tamin' izany andro izany, ary hoy izy ireo hoe: Mbola handeha hiady amin' ny taranak' i Benjamina rahalahiko ihany va aho sa tokony hitsahatra? Dia hoy Iaveh: Miakara fa hatolotro eo an-tànanao izy rahampitso. et Pinhas, fils d'Éléazar, fils d' Aaron, en ce temps-là, la desservait. - Ils dirent : " Dois-je sortir encore pour combattre les fils de Benjamin mon frère, ou bien dois-je cesser ? " Et Yahvé répondit : " Marchez, car demain, je le livrerai entre vos mains. "