<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:31 | And the children of |
Dia nivoaka ny taranak' i Benjamina hiady tamin' ny olona ka voatarika niala tamin' ny tanàna izy ary nanomboka namely sy nahafaty ny olona tahaka ny teo aloha, dia tokony ho telo-polo lahy teo amin' ny Isiraely tany an-tsampanan-dalana, miakatra ho any Betela ny anankiray, ary ny anankiray kosa ho any Gibea any an-tsaha. | Dia nivoaka hamely ny vahoaka ny taranak' i Benjamina, ka nety ho voatarika hanalavitra ny tanàna. Rafitra namely sy namono tamin' ny vahoaka toy ny teo aloha izy, eo amin' ireo làlana any an-tsaha, izay miakatra any Betela ny iray, ary miakatra any Gabaà ny iray; dia nahafatesany sahabo ho telopolo lahy amin' Israely. | Les |