<-
->

Mts / Mpits 20:4 And the Levite, the husband of the woman that was slain, answered and said, I came into Gibeah that belongeth to Benjamin, I and my concubine, to lodge. Dia namaly ilay Levita, vadin-dravehivavy novonoina, ka nanao hoe: Tonga tany Gibea, izay an' ny Benjamita, izaho sy ny vaditsindranoko handry tao. Dia ilay Levita vadin-dravehivavy novonoina no niteny ka nanao hoe: Niditra handry tany Gabaà, any Benjamina, izaho sy ny vady tsindranoko. Le lévite, le mari de la femme qui avait été tuée, prit la parole et dit : " J'étais venu avec ma concubine à Gibéa de Benjamin pour y passer la nuit.