<-
->

Mts / Mpits 20:40 But when the flame began to arise up out of the city with a pillar of smoke, the Benjamites looked behind them, and, behold, the flame of the city ascended up to heaven. fa raha vao niakatra avy tao amin' ny tanàna ny setroka mitankosina, dia niherika ny taranak' i Benjamina; ary, indro, niakatra ho amin' ny lanitra avokoa ny setroky ny tanàna). Kanjo efa niantomboka nidonaka ny setroka niakatra avy ao an-tanàna sahala amin' ny rahona, dia niherika ny Benjamita ka nahita ity tanàna manontolo nidoak' afo nanakatra ny lanitra. Mais le signal, une colonne de fumée, commença à s'élever de la ville, et Benjamin, se retournant, aperçut que la ville tout entière montait en feu vers le ciel.