<-
->

Mts / Mpits 20:48 And the men of Israel turned again upon the children of Benjamin, and smote them with the edge of the sword, as well the men of every city, as the beast, and all that came to hand: also they set on fire all the cities that they came to. Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely niverina indray tany amin' ny taranak' i Benjamina ka namely azy tamin' ny lelan-tsabatra, hatramin' ny olona tao an-tanàna ka hatramin' ny biby fiompy ary izay hitany dia nodorany tamin' ny afo avokoa. Dia niverina tany amin' ny taranak' i Benjamina indray ny lehilahy amin' Israely, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra avokoa hatramin' ny tanàna, na olona na biby fiompy, ka hatramin' izay rehetra hitany tany. Ary nodorany tamin' ny afo avokoa ny tanàna rehetra hitany. Les gens d' Israël revinrent vers les Benjaminites, ils passèrent au fil de l'épée la population mâle de la ville, et même le bétail et tout ce qu' ils trouvaient. Ils mirent aussi le feu à toutes les villes qu' ils rencontrèrent.