<-
->

Mts / Mpits 21:1 Now the men of Israel had sworn in Mizpeh, saying, There shall not any of us give his daughter unto Benjamin to wife. Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely efa nianiana tany Mizpa nanao hoe: Aoka tsy hisy amintsika hanome ny zananivavy ho vadin' ny Benjamita. Tany Masfà nianiana ny lehilahy amin' Israely nanao hoe: Tsy hisy hanome ny zanany vavy ho vadin' ny Benjamita isika. Les gens d' Israël avaient prononcé ce serment à Miçpa : " Personne d' entre nous ne donnera sa fille en mariage à Benjamin. "