<-
->

Mts / Mpits 21:12 And they found among the inhabitants of Jabeshgilead four hundred young virgins, that had known no man by lying with any male: and they brought them unto the camp to Shiloh, which is in the land of Canaan. Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin' ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin' ny tany Kanana. Dia nahita zazavavy virjiny efa-jato tsy mbola nahalala lahy fa tsy nandry tamin-dehilahy izy ireo, teo amin' ny mponina any Jabesy, any Galaada, ka nentiny nankany an-toby tany Silao izay any amin' ny tany Kanaana. Parmi les habitants de Yabesh de Galaad ils trouvèrent quatre cents jeunes filles vierges, qui n' avaient pas partagé la couche d' un homme, et ils les emmenèrent au camp à Silo qui est au pays de Canaan .