<-
->

Mts / Mpits 21:13 And the whole congregation sent some to speak to the children of Benjamin that were in the rock Rimmon, and to call peaceably unto them. Ary ny fiangonana rehetra dia naniraka niteny tamin' ny taranak' i Benjamina, izay tao amin' ny harambato tao Rimona, ka niantso azy hihavana aminy. Ary ny fiangonana rehetra nandefa iraka hiteny amin' ny taranak' i Benjamina, tany amin' ny haram-baton' i Remona sy hanambara ny fihavanana amin' izy ireo. Toute la communauté envoya alors des émissaires aux Benjaminites qui se trouvaient au Rocher de Rimmôn pour leur proposer la paix.