<-
->

Mts / Mpits 21:18 Howbeit we may not give them wives of our daughters: for the children of Israel have sworn, saying, Cursed be he that giveth a wife to Benjamin. Nefa isika tsy mahazo manome azy ny zanakavavintsika ho vadiny, satria efa nianiana ny Zanak' Isiraely ka nanao hoe: Ho voaozona anie izay manome vady ho an' ny Benjamita. Fa isika tsy mahazo manome amin' ny zanatsika ho vadin' izy ireo, satria efa nianiana ny zanak' Israely nanao hoe: Ho voaovona anie izay manome ny zanany vavy ho vadin' ny Benjamita. Car, pour nous, nous ne pouvons plus leur donner nos filles en mariage. " Les Israélites avaient en effet prononcé ce serment : " Maudit soit celui qui donnera une femme à Benjamin! "