<-
->

Mts / Mpits 21:23 And the children of Benjamin did so, and took them wives, according to their number, of them that danced, whom they caught: and they went and returned unto their inheritance, and repaired the cities, and dwelt in them. Dia nanao izany ny taranak' i Benjamina ka samy naka vady araka ny isany tamin' ny mpandihy izay nosamboriny; dia nandeha izy ka niverina ho any amin' ny lovany ary namboatra ireo tanàna ireo ka nonina tao. Dia nataon' ny taranak' i Benjamina izany, samy naka vady ho azy tamin' ny mpandihy nosamboriny, araka ny isany, izy ireo; ary niainga hody amin' ny lovany, dia nanorina ny tanànany indray sy nonina teo izy. Ainsi firent les Benjaminites, et, parmi les danseuses qu' ils avaient enlevées, ils prirent un nombre de femmes égal au leur, puis ils partirent, revinrent dans leur héritage, rebâtirent les villes et s' y établirent.