<-
->

Mts / Mpits 21:24 And the children of Israel departed thence at that time, every man to his tribe and to his family, and they went out from thence every man to his inheritance. Dia samy nandeha niala teo ny Zanak' Isiraely tamin' izany andro izany, samy ho any amin' ny fireneny sy ny fokony avy; dia niala teo ho any amin' ny lovany avy ny olona rehetra. Tamin' izany andro izany dia niala teo ny tanak' Israely, samy ho any amin' ny fokony sy ny fianakaviany; samy nody avy eo ho any amin' ny lovany avy. Les Israélites se dispersèrent alors pour regagner chacun sa tribu et son clan, et s' en retournèrent de là chacun dans son héritage.