<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 21:8 | And they said, What one is there of the tribes of |
Dia hoy izy: Iza amin' ny firenen' Isiraely no tsy mba niakatra ho any amin' i Jehovah tany Mizpa? Ary, indro, tsy nisy olona avy tany Jebesi-gileada na dia iray akory aza nankany an-toby ho ao amin' ny fiangonana. | Dia hoy izy: Moa misy, na dia anankiray aza, amin' ny fokon' Israely, tsy mba niakatra nankany amin' ny Tompo tany Masfà? Ary indro, ny tamin' i Jabesy any Galaada, no tsy mba nisy tonga tao an-taoby amin' ny fiangonana. | Ils s' informèrent alors : " Quel est celui d' entre les tribus d' |