<-
->

Mts / Mpits 21:9 For the people were numbered, and, behold, there were none of the inhabitants of Jabeshgilead there. Fa rehefa voalamina ny olona, dia, indro, tsy nisy tao na dia iray akory aza avy tamin' ny tompon-tany tany Jabesi-gileada. Fa nisaina ny olona ary indro fa tsy nisy tao ny mponina ao Jabesy any Galaada, na dia iray aza. Le peuple s'était en effet compté et il n' y avait là personne d' entre les habitants de Yabesh en Galaad.