<-
->

Mts / Mpits 6:25 And it came to pass the same night, that the Lord said unto him, Take thy father' s young bullock, even the second bullock of seven years old, and throw down the altar of Baal that thy father hath, and cut down the grove that is by it: Ary tamin' izany alina izany dia hoy Jehovah taminy: Alao ny ombilain-drainao, dia ilay ombilahy faharoa, izay efa fito taona, ka ravao ny alitaran' i Bala, izay an' ny rainao, ary kapao ny Aseraha eo anilany; Alin' iny ihany, dia hoy Iaveh tamin' i Jedeona: Alao ny vantotr' ombalahin-drainao, ny ombalahy faharoa, ilay efa fito taona. Ravao ny otelin' i Baala izay an-drainao, ary kapao ny Aserah eo anilany. Il arriva que, pendant cette nuit-là, Yahvé dit à Gédéon : " Prends le taureau de ton père, le taureau de sept ans, et tu démoliras l' autel de Baal qui appartient à ton père et tu couperas le pieu sacré qui est à côté.