<-
->

Mts / Mpits 6:29 And they said one to another, Who hath done this thing? And when they enquired and asked, they said, Gideon the son of Joash hath done this thing. dia nifanontany hoe izy: Iza re no nanao izany zavatra izany e? Ary raha nifanontany sy nifamoaka teo izy, dia hoy izy: Gideona, zanak' i Joasy, no nanao izany zavatra izany. Nifampilaza izy nanao hoe: Iza no nanao izany? Nanontany izy sy namototra ary nisy nilaza taminy hoe: Jedeona zanak' i Joasy no nanao izany. Ils se dirent alors les uns aux autres : " Qui a fait cela ? " Ils cherchèrent, s' informèrent et ils dirent : " C' est Gédéon fils de Yoash qui a fait cela. "