<-
->

Mts / Mpits 6:33 Then all the Midianites and the Amalekites and the children of the east were gathered together, and went over, and pitched in the valley of Jezreel. Ary ny Midiana rehetra sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana nivory, dia nita ka nitoby teny amin' ny tany lemaka Jezirela. Ary nivory Madiana sy Amaleka mbamin' ny zanaky ny Atsinanana rehetra, ka nita an' i Jordany izy, dia nitoby teo amin' ny tany lemaka Jezraela. Tout Madiân, Amaleq et les fils de l' Orient se réunirent et, ayant passé le Jourdain, ils vinrent camper dans la plaine de Yizréel.