<-
->

Mts / Mpits 6:35 And he sent messengers throughout all Manasseh; who also was gathered after him: and he sent messengers unto Asher, and unto Zebulun, and unto Naphtali; and they came up to meet them. Ary naniraka olona nankany amin' ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo; ary naniraka olona tany amin' ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy; dia niakatra nitsena azy koa ireo. nandefa iraka tany amin' i Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy koa ireo; nandefa iraka tany amin' i Asera sy Zabolona ary Neftalì, izy; ka niakatra ireo nitsena azy. Il envoya des messagers dans tout Manassé, qui se groupa aussi derrière lui, et il envoya des messagers dans Asher, dans Zabulon et dans Nephtali; et ils montèrent à sa rencontre.