<-
->

Mts / Mpits 6:4 And they encamped against them, and destroyed the increase of the earth, till thou come unto Gaza, and left no sustenance for Israel, neither sheep, nor ox, nor ass. Dia nitoby tandrifiny ireny ka nanimba ny vokatry ny tany hatrany akaikin' i Gaza; ary tsy nisy zavatra navelany hiveloman' ny Isiraely, na ondry aman' osy, na omby, na boriky; Nitoby tandrifin' Israely izy ireo, dia nandrava ny vokatry ny tany, hatrany akaikin' i Gazà; nataony mafafa mihitsy ny fiveloman' Israely, na ondry, na ampondra, et, campés sur sa terre, ils dévastaient les produits du sol jusqu' aux abords de Gaza. Ils ne laissaient à Israël aucun moyen de subsistance, ni une tête de petit bétail, ni un boeuf, ni un âne,