<-
->

Apo / Ap 14:8 And there followed another angel, saying, Babylon is fallen, is fallen, that great city, because she made all nations drink of the wine of the wrath of her fornication. Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain' ny fahatezerana noho ny fijangajangany. Nanaraka an' io, dia nisy anjely anankiray hafa nanao hoe: Rava, rava, Babilona lehibe, ilay nampisotro ny firenena rehetra ny divaim-pahatezerana tamin' ny fijangajangany. Un autre Ange, un deuxième, le suivit en criant : " Elle est tombée, elle est tombée, Babylone la Grande, elle qui a abreuvé toutes les nations du vin de la colère. "