<-
->

Apo / Ap 16:12 And the sixth angel poured out his vial upon the great river Euphrates; and the water thereof was dried up, that the way of the kings of the east might be prepared. Ary ny fahenina nampidina ny tao an-doviany tamin' i Eofrata, ony lehibe; dia ritra ny ranony hanamboarana ny lalan' ireny mpanjaka avy any amin' ny fiposahan' ny masoandro. Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin' i Eofrata, ony lehibe koa, ny anjely fahenina, dia naharìtra ny ranony, mba hisy làlan-kalehan' ny mpanjaka avy any atsinanana. Et le sixième répandit sa coupe sur le grand fleuve Euphrate ; alors, ses eaux tarirent, livrant passage aux rois de l' Orient.