<-
->

Apo / Ap 16:19 And the great city was divided into three parts, and the cities of the nations fell: and great Babylon came in remembrance before God, to give unto her the cup of the wine of the fierceness of his wrath. Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan' ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan' Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain' ny firehetan' ny fahatezerany. Nivaky telo tery ny tanàna lehibe, nirodana avokoa ny vohitry ny firenena maro; ary notsarovan' Andriamanitra i Babilona lehibe, mba hampisotroany azy ny kapoakan-divain' ny fahatezerany mirehitra. La Grande Cité se scinda en trois parties, et les cités des nations croulèrent ; et Babylone la grande, Dieu s' en souvint pour lui donner la coupe où bouillonne le vin de sa colère.