<-
->

Apo / Ap 18:10 Standing afar off for the fear of her torment, saying, Alas, alas that great city Babylon, that mighty city! for in one hour is thy judgment come. eny, hijanona eny lavitra eny izy noho ny fahatahorana ny fanaintainany ka hanao hoe: Indrisy! Indrisy! Babylona, izay tanàna lehibe! ry ilay tanàna mafy! fa tamin' ny ora izay monja dia tonga ny fitsarana anao. Hijanona eny lavitra eny izy ireo, fa tsiravina noho ny fijaliany, ka hanao hoe: Loza ity! loza ity! ry Babilona lehibe, ry tanàna mafy, fa ora iray monja, dia tonga ny fanamelohana anao! retenus à distance par peur de son supplice : " Hélas, hélas ! Immense cité, ô Babylone, cité puissante, car une heure a suffi pour que tu sois jugée ! "